Dikan'ny teny : adimizana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran'ny volana fahafito amin'ny filaharan'ny volana malagasy mari-na, aorian'ny Asombola ary alohan'ny Alakarabo, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin'ny zoron-trano atsimo andrefana (zorombaravarambe). Andro mahery aoka izany ny Adimizana ka ny ozona atao amin'ny olona teraka Adimizana aza mivadika ho soa ho azy. • Fanandr.: vavany: raha lehilahy, mpivarotra, mpandranto; raha vehivavy: tsy mitahiry mizana fa miala vintana; raha tsy mpanankarena dia maty kely izy; vontony: tsara, mpanankarena, tsy maty vonoina; vodiny: tsara, tratra antitra; raha tsy maty kely, raha tsy roa volo tsy maty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel