Dikan'ny teny : adinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (adina), mt. ih. (adino): Anontaniana, antsafaina: Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy. • Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina: Nadinina ilay uoampanga ny amin'ny nandaniany ny androny, nefa nihenahena velona. • Tsapafna fahaizana, zahana fahaizana: Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel