Dikan'ny teny : adiridiry

Hampiditra dikany vaovao
1 (diridiry), mt. at. (adiridirio): Henjanina mafy ny hodi-maso mba hahatonga ny maso hivandraka sy hisokatra be: Aza adiridiry ohatra izao ny masonao fa mahatahotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel