Dikan'ny teny : adisanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. addition), a.: Fanambarana isa, fanatontaliana isa: Efa mahay manao adisanina Ibalita kely. * f.-p.: Efa manao adisanina izany ny kankana: efa nana be ihany izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel