Dikan'ny teny : adonadona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Avonavona aseho amin'ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena. ΒΆ M.h.: rehareha, lanialanja loha, fieboeboana der. Adokadoka). - t.i.f.: adonadona, adonadonina ) miadonadona, fiadonadona, mpiadonadona ( iadonadonana, fiadonadonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel