Dikan'ny teny : adonaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (donaka) mt. fit. (adonafy): Enti-mandonaka, manempotra amin'ny setroka: Afom-bozaka roa entana no nadonany anay tao anefitra ka sempotra daholo izahay rehetm. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel