Dikan'ny teny : adoroboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (doroboka), mt. at. (adorobohy): Atao midoroboka be ambany sy mirebareba: Aza adoroboka toy izao ny akanjonao, Raivo, fa mba ataovy etiety fohifohy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel