Dikan'ny teny : adra

Hampiditra dikany vaovao
1 t,-p.: tenim-piontanana enti-mandà amim-pifaliana na enti-maneso, manivaiva: Adrà! tsy vitako izany! ¶ M.h.: Aisy, aoe, adrao, editay, eisieisy, isitra. - t.i.f.: adraina ) miadra, fia-dm, mpiadra 1 iadrana, fiadrana ( mampiadra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel