Dikan'ny teny : aely

Hampiditra dikany vaovao
1 (ely), mt, at. (aeiezo): A-paritaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako. 1 Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel