Dikan'ny teny : aetry

Hampiditra dikany vaovao
1 (etry), mt. at. (aetreo): Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin'ny horohoron-tany ny tanna tao Ananona. 1 Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel