Dikan'ny teny : afakomaly

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan'ny andro itenenana: Raha alatsinainy anio, asabotsy afakomaly, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel