Dikan'ny teny : afelika

Hampiditra dikany vaovao
1 (felika), mt, at. (afeleho): Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo ka nanatona tsy nanana ahiahy Ikoto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel