Dikan'ny teny : afenina

Hampiditra dikany vaovao
1 (afina), mt. ih. (afeno): Atao tsy hitan'ny olona: Nafenin'ny namany ny satrok'Isambilo ka nitomany ny anao lahy. ~ Tanna ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan'ny mpanjaka sao mikorontana ny uahoaka. • Alevina (filaza amin'ny mpanjaka): Rehefa auy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel