Dikan'ny teny : afero

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Paosy kely lavalava eo ambanin'ny aty kely foana (amin'ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin'ny aty ka midina ao amin'ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo ~ Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy. 1 Zavatra mangidy dia mangidy. ? F,-p.: Tsy uaky atatra, tsy vaky afero: olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra. s, Ohab.: Raha voatohina ny aty, marary ny afero: raha misy havana na sakaiza voateny na asian'ny sasany, ny tena avy no mahatsiaro mararirarY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel