Dikan'ny teny : afiafy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Mantsimpofona a: Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel