Dikan'ny teny : afody

Hampiditra dikany vaovao
1 (fody), mt. at. (afodio) Enti-milaza entana novidina ka tsy raikitra indray fa averina amin'ny nivarotra azy: Nafodiko tany amin'ny mpivarotra ilay satroka fa malalaka loatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel