Dikan'ny teny : afokasoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Poti-banja miraikitra amin'ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin'ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety. - F.•p,: uoan'afokasoka: ny singany tsirairay; tahon'afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra; tranon'afokasoka: ny fitoerany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel