Dikan'ny teny : agigigigy

Hampiditra dikany vaovao
1 (gigigigy), mt. at. (agigigigio): Fatorana mafy tsy afa-mikopoka: Vao azo dia nagigigigy ilay mpangalatra rain-dahiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel