Dikan'ny teny : ahana

Hampiditra dikany vaovao
1 Ahanahana ft.: Fijanonana, fiatoana. - t.i.f.: tafahana / manahana, fanahana, mpanahana / anahanana, fanahanana / iahanahanana, fiahanahanana. Ahitsio
2 (hana) mt. at..(ahano): (vola) Apetraka hisy zanany: Vola ahana ve it? nomenao ahy it? sa samborina fotsiny amin'izao e? Ahitsio
3 (hena), mt. at. (ahenao) Hakelezina: Ahenao it? variko it? fa be loatra. ? H.o.: Nahenany ny karamako ka tsy faly aho. 1 Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin'ny indray andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel