Dikan'ny teny : ahaona

Hampiditra dikany vaovao
1 (haona), mt. at. (ahaony): Atao izay hifanenany, asaina mifanatrika: Nahaona ny an-kilany sy ny an-daniny teny amin'ny fitsarana. 1 A-kambana, ampiadina, atambatra, avitrana: Ahaony ireo hazo roa ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel