Dikan'ny teny : ahaotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (haotra), mt. fit. (ahaory): Entina mihaotra, na mikiky amin'ny hoho ny faritra mangidihidy amin'ny tena: Kifafa kely no ahaotran'i Nenibe ny lamosiny fa tsy takany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel