Dikan'ny teny : aharihary

Hampiditra dikany vaovao
1 (harihary), mt. at. (aharihario): Aseho tsara manontolo fa tsy misy miafina: Naharihariny ny marina ha menatra foana ireo nanendrikendrika azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel