Dikan'ny teny : ahasohaso

Hampiditra dikany vaovao
1 (hasohaso), mt. fit. (ahasohasoy): Entina manasohaso, mandokadoka: Teny mirehidrehitra no nahasohason'ilay mpikabary ny lehiben'ny fokontany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel