Dikan'ny teny : aherika

Hampiditra dikany vaovao
1 (herika), mt, at. (ahereho): Avily, ahodivitra (ny maso): Ahereho ny masonao tsy hijery zavatra mety hahatafintohina anao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel