Dikan'ny teny : ahiahy

Hampiditra dikany vaovao
1 (ahy), a.: Tsy fandrian'ny eritreritra: Mazàna tsy mahita tory ny olona be ahiahy. 1 Fitorotorohana olona ao an-tsaina ho nanao izao sy izao: Ny ahiahy tsy ihauanana, hoy ny Ntaolo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel