Dikan'ny teny : ahiboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hiboka), mt. at. (ahibohy): Hidiana amin'ny toerana anankiray ka tsy avala hivoaka: Ahibohy ao am-pahitra ny omby. ~ Afantsika amin'ny asa iray: Nahibony tamin'ny fianarana ny zanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel