Dikan'ny teny : ahintsana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hintsana), mt. at. (ahintsano): Araraka na alatsaka amin'ny alalan'ny fanozongozonana: Nahintsan'ny rivotra ny voninkazo. Alana amin'ny alalan'ny fanetsiketsehana: Ahintsano ny uouoha amin'ny tongotrao vao miditra ny trano ianao. ~ Sivanina: Ahintsana ny fasika. ? (famarana) hozongozonina mba hahalany bebe kokoa: Ahintsano tsara ny sobika mba hahalany vary bebe kokoa Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel