Dikan'ny teny : ahipalana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ahitra mandadina tahaka ny fandrotrarana ary malemy fohifohy ravina, fanome ny omby afahy. — Hoy ny mpikabary raha miala tsiny: Tsy mba ny fody mpiantendro acre, izahay, fa ny tsikirity madinika mifanafosafo amin'ny ahipalana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel