Dikan'ny teny : ahiratra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hiratra), mt. at.(ahirato): Sokafana (maso): Ahirato ny masonao. * Ohab.: Mason-tsokina ka ny kely ananana no ahiratra: tsy misahirana mitady zavatra tsy takatra, fa ny kely ananana no ampiasaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel