Dikan'ny teny : ahitrikitrika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hitrikitrika), mt. at. (ahitrikitriho): Alentika, asesika amin-kery; antitranterina: Nahitrikitriky ny mpandaha-teny fa tsy maintsy mbola hibaribary ny marina indray andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel