Dikan'ny teny : ahitrombilahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana er? antendrony, ka mitovitovy amin'ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin'ny tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel