Dikan'ny teny : ahitsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hitsaka), mt, fit. (ahitsaho): Entina manitsaka, ampiasaina mba hanitsaka: Misy tsilo ny voditongony ka ny loharantsany no ahitsany rehefa mandeha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel