Dikan'ny teny : ahoana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Teny enti-mamaly raha misy miantso: Koto a! — Ahoana, ry dada? ? Enti-manontany teny nolazain'olona: Ahoana no navaliny anao? Ahoana, hoy izy, taminao? ? Enti-manontany fomba fanaovan-javatra: A-hoana no fiarahabanareo atv? ? Enti-ma.mototra antonjavatra: Ahoana no aniratsiranao olon-dehibe ohatra andrainao? ~ Enti-manontany ny fomba hoentin-mitondra olona, raharaha na zavatra: Hatao ahoana izao it}q zaza marary it?? - F.-p.: Tsy ahoako, tsy ahoanao: tsy raharahako, tsy raharahanao; ahoanao inona izany? tsy tokony horaharahainao akory ny amin'izany; manao ahoana?: manao akory; tsy ahoan-tsy ahoana: tsy misy antony, tsy misy vidiny. - t.i.f.: manahoana 1 ahoako, ahoanao, ahoany... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel