Dikan'ny teny : ahoatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hoatra), tilt. cit. (ahoary): Ampandalovina ambony, an-koatra..., alefa mihoatra...: Ahoary ny tamboho io entana io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel