Dikan'ny teny : ahodidina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hodidina), mt. at. (ahodidino): Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy hady nahodidina ny tanna taloha mba tsy hahafahan'ny fahavalo miditra. / Ahodidino ny valahanao it? lamba Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel