Dikan'ny teny : ahodina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hodina), mt, at. (ahodino): Atao mihodina, izany hoe tsy mihetsika eo antoerana nefa hita manatrika ny tena ny lafiny rehetra tsirairay avy: Ahodina ny milina. ~ Atodika mankany aoriana (ny loha): Nahodiny ny lohany raha vao nahita ahy izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel