Dikan'ny teny : ahorirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (horirana), mt. at. (ahorirano): Asaina mijoro, na mandry amin'ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel