Dikan'ny teny : ahosina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hosina), mt. at. (ahosino): Atao tonga boribory, na boribory lavalava. Ahitsio
2 (hosina), mt. fit. (ahoseno): Entina manafotetaka, atavona: Tsy manaiky a-ho fa nahosiny ny bokiko na arim-bilany. 1 mt. at.: Fotetahana loto, vovoka...: Ahoseno amin'ny vouoka ange iny akanjonao uaovao iny e! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel