Dikan'ny teny : ahy

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Tahotra. - t.i.f.: ahina, voahy ) manahy, fanahy, mpanahy ) anahiana, fanahiana / miahy, fiahy, mpiahy / iahiana, fiahiana / ahiahy J miahiahy, fiahiahy, mpiahiahy / iahiahiana, fiahiahiana. Ahitsio
2 mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha van nahita ahy izy dia nandositra. •Raha milaza tompon-javatra: Ahy it? boky it?. ? Ny ahy: enti-misolo anaran-javatra ananana raha ny tena no tompony: La-fo kokoa ny satrokao noho ny ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel