Dikan'ny teny : aiky

Hampiditra dikany vaovao
1 na Eky ft.: Fankatoavana, tsy fandavana. t.i.f.: ekena, voaeky / manaiky, fanaiky, mpanaiky / anekena, fanekena / miaiky, fiaiky, mpiaiky / iekena, fiekena / mifanaiky 1 mampifanaiky / fifanekena 1 ampifanaikena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel