Dikan'ny teny : aila

Hampiditra dikany vaovao
1 (ila), mt. at. (ailao): Ivarotana ampahany na antsasany: Toa tsy amidin-dRabe daholo, hono, itY taniny itY fa ailany fotsiny. 1 Atokana: Ailao ireto boky ireto fa houidiko rahariva Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel