Dikan'ny teny : ailika

Hampiditra dikany vaovao
1 (ilika), mt. at. (ailiho): Atosika ho eny an-tsisintsisin-toerana: Axa ailika fotsiny any ambany farafara ny fako fa raofy mihitsy. /(tsiny, raharaha) Omena ny ha-fa, atolaka any amin'ny hafa, nefa tokony ho an'ny tena: Nailiny tamiko indray ny raharaha efa nekeny hatao. / Nailiny tamin'ny rahalahiny ny hadisoana, nefa izy no tsy nitandrina. a F.-p.: Aili-tanana: atao tsinontsinona, alana baraka, hamavoina; aili-tongotra: be dia be. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel