Dikan'ny teny : aingitra
Hampiditra dikany hafa
a: Fihetsika ta hampiavaka ny tena amin'ny hafa,fahasarotsarotana. - t.i.f.: aingitraingitra / miaingitra, fiaingitra, mpiaingitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha