Dikan'ny teny : aisy

Hampiditra dikany vaovao
1 t.p.: Teny enti-maneho tsy fankasitrahan-lavatra iray, na fandavana mihitsy: Aisy! mandehana ianao mandeha any. / Aisy! tsy miditra amin'izany raharaha maizina izany aho. Ahitsio
2 (isy), mt. at. (aisio): Atao amin'ny...: Vongan-tsira lehibe angaha no naisinao ny laoka no mangeroka tsy azo hanina it' izy? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel