Dikan'ny teny : aitatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (itatra), mt. at. (aitaro) Atao izay hahalehibe azy, halehibeazina: Naitatra ny tokotanin'ny sekoly fa nitombo ny mpianatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel