Dikan'ny teny : aivoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny dingana voalohany amin'ny fitotoam-bary, na ny fitotoana indray mandeha voalohany ny vary, alohan'ny tsaitsainy. - t.i.f.: maivoka 1 manamaivoka, fanamaivoka i mpanamaivoka 1 anamaivohana, fanamaivohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel