Dikan'ny teny : aizana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny zaza manan-jandry ao an-kibo: Firy taon izao ny anao ny aizana? 1 t.i.f.: manaizana, mifanaizana. - F.-p.: Be no aizana: zaza efa lehibe vao mitsaika ao an-kibon-dreniny ny zandriny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel