Dikan'ny teny : ajananaika

Hampiditra dikany vaovao
1 Ajananaka (fananaika, jananaka), mt. at. (ajananaho): Avala hivoaka tsy an-kiato (rano, ra), afantsitsitra: Najananakan'i Bozy ny ran'ilay akoho novonoiny ka nahasosotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel