Dikan'ny teny : ajofo

Hampiditra dikany vaovao
1 (lofai), mt. at. (ajofoy): Aingaina, asamboaravoara, aely: Najofon'ny rivotra ny uovoka ka ditsoka daholo izahay rehetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel