Dikan'ny teny : ajoro

Hampiditra dikany vaovao
1 (joro), mt. at. (aioroy): Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao. / h.o.: Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel